Novakian’ny fitondrana ilay kaontenera
Anjohy
Kolonely mamo, namotika fiara efatra
Ankirihiry
Lehilahy matin’ny fokonolona
Parlemanteran’ny tetezamita alohan’ny Fihaonambem-pirenena
Dinika Vontovorona
Notsipahin-dRajoelina ny fametrahana Pm lefitra dimy
Toliara
Narovana mafy ny mpiavy
| Euro | 2 569,24 Ar | JPY | 23,93 Ar |
| USD | 2 007,45 Ar | ZAR | 272,37 Ar |
| GBY | 3 090,97 Ar | HKD | 258,14 Ar |
| CHF | 1 981,49 Ar | USC | 2 390,2 Ar |
Tsara ny lalana mianavaratra avy eto an-drenivohitra na Mahajanga hatrany Antsiranana. Saingy amin’ny ankapobeny tsy mbola mampihodina vola betsaka amin’ny fitaterana olona sy entana. Ny amin’ny fitaterana olona, lafo ny saran-dalana, vitsy ny mpandeha na amin’izao fotoam-pialan-tsasatra izao. Ny entana indray be no tsy tafavoaka avy any amin’ny kaominina ambanivohitra ao amin’ny Faritra Sofia sy Diana.
Tahirim-panadihadianaDesigned by Vizecho MediaCopyright © Ultima Media - Mars 2010. Reproduction interdite.Tous droits reservés